Ivon-toeran’ny FamilySearch

Provo Utah Wasatch (Tongan) FamilySearch Center

HANDRAY FANOROANA TOERANA

Fampahalalana

UT_ProvoWasatchTongan@familyhistorymail.org
1625 S Slate Canyon Dr
Provo, UT 84601
HANDRAY FANOROANA TOERANA

Tolotra

  • Spoken Languages: Faka-tonga,English,Gagana Samoa

Tahaka ny ahoana ny ivon-toerana FamilySearch iray?

Ny ivon-toerana FamilySearch dia hita any amin’ny karazana trano maro, toy ny fiangonana na tranom-boky. Misokatra ho an’ny besinimaro izy ireo ary manolotra fidirana amin’ny firaketana manokana sy fidirana maimaim-poana amin’ny teknolojia. Ny mpiasa dia nandray fanofanana mba hanampy anao hikaroka sy hahita zava-baovao momba ny fianakaviana.
HAMANTATRA MISIMISY KOKOA
Vehivavy iray mahazo fanampiana avy amin’ny mpilatsaka an-tsitrapo iray ao amin’ny ivon-toeran’ny FamilySearch iray.