nur nach Vereinbarung per Tel. 0441 - 46557 Montag bis Freitag 9:00 bis 12:00 Uhr, ansonsten per E-mail.
Tolotra
Spoken Languages: German
Tahaka ny ahoana ny ivon-toerana FamilySearch iray?
Ny ivon-toerana FamilySearch dia hita any amin’ny karazana trano maro, toy ny fiangonana na tranom-boky. Misokatra ho an’ny besinimaro izy ireo ary manolotra fidirana amin’ny firaketana manokana sy fidirana maimaim-poana amin’ny teknolojia. Ny mpiasa dia nandray fanofanana mba hanampy anao hikaroka sy hahita zava-baovao momba ny fianakaviana.